|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hazofijaliana
Singan-teny  2hazo, 3fijaliana
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Nohomboana tamin' ny hazofijaliana i Jesoa-Kristy / Manao famantaran'ny hazofijaliana izy raha vao mifoha. [1.1]
Ohatra  6 teo ambony hazofijaliana sy nitsanganany tamy ny maty. [2.59#329]
7 Moa ve tsy nilaozan' ny vahoaka izy rehefa nofantsihina tamin' ny hazofijaliana? [1.369#]
8 Nivavaka toy ilay jiolahy teo ambonin' ny hazofijaliana, ilay teo an-kavanan' i Jesosy. [2.270#138]
Voambolana  9 Fivavahana
Mpanahaka  10 lakroa
Kamban-teny rehetra  11lalan' ny hazofijaliana

Teny iditra (2/2)12 hazofijaliana
Singan-teny  13hazo, 14fijaliana
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny frantsay  16(nom de la croix du Christ ; « arbre de la Passion ») Passiflora incarnata L.
17(Passifloraceae) et espèces voisines.
18Ce sont en réalité des lianes à fruits comestibles.
19Voir girenadrelina.. [Merina] [1.196]
Voambolana  20 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08