|
|
|
|

Teny iditra1 fijaliana
Fototeny  2jaly
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanaintainana mafy amin' ny vatana na amin' ny saina amam-panahy; fiandrasana mampivoajamala. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5suffering. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6souffrance. [1.8]
Voambolana  7 Ontam-po
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08