|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hazo boboka |
| Singan-teny | 2hazo, 3boboka |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
5touchwood, so called, perhaps, because it is prepared by soaking in the rain.
[1.2#94] |
| Ohatra |
6 Hazo boboka hianjera
[2.1022#]
7 Miantehitra amin' ny hazo boboka? [4.27#] 8 Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy, tany mihanjaka ny ao anatiny, ary ny varavarana, hazo boboka, raha donina mafimafy dia mihintsana. [2.472] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|