|
|
|
|

Teny iditra1 hazandrano
Singan-teny  2haza, 3rano
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5anarana iraisan'ny biby fanjono. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6[rano, water.] fish, shrimps, water snails, etc., used as food.
7See laokan-drano.. [1.2]
8fish; cf.
9trondro. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10nom générique des poissons et de tout ce qu'on pêche. [1.13]
Ohatra  11 Mihemotra ny onja, sintonina ihany ny lakana hipoky ny hazandrano. [2.499#12]
12 Rehefa lasa lavidavitra ny mpaka hazandrano, niteny indray ilay Vazaha lehibe. [2.472#241]
13 Mampaninona na ny lohany na ny rambony no ahazoana ny hazandrano, rehefa azo ihany? [2.297#]
Voambolana  14 Haibiby: trondro 15 Toe-karena: hanina
Mpanahaka  16 trondro
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  18 Hazandrano mainKamban-tenya
Lahatsoratra  19Randzavola: hazandrano ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02