|
|
|
|

Teny iditra1 havan-davitra
Singan-teny  2havana, 3lavitra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5izay anaovana tetiarana lava be vao miseho ny maha-mpihavana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a friend at a distance. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7parents éloignés. [1.54]
Voambolana  8 Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12