|
|
|
|

Teny iditra1 arira
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan' angano azo heverina ho nisy fototra marina tany am-boalohany fa efa niova be ihany ka tsy azo inoana araka ny tarehy isehoany ankehitriny (ohatra Ibotity dia arira, fa Rapiso sy Ravoalavo dia angano).. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a legend, a fable. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5histoire amusante. [1.54]
6conte, histoire amusante. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  20 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  21 angano, 22 anjabobo, 23 anoano, 24 fasitara, 25 habobo, 26 haga, 27 karijo, 28 tantaravalamaty, 29 taria
Kamban-teny rehetra  30Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  31 Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  32 Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02