|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vosobosotra |
| Fototeny | 2vosotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Teny na zavatra atao hihomehezana, vazivazy, kivazivazy, somonga: Mba olona tia vosotra koa Rangahy iny!.
5Famazivaziana, hanihany, haraby. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a joke, a jest.
[1.2#790] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7[duplicatif diminitif].
[1.3#862] |
| Ohatra |
8 Ny tononkalo soratany dia mazàna no mifono ventin-kevitra, ary misy aza manan-tarehina hatsikana na vosobosotra nefa nokendreny hanome anatra màhasoa
[2.314#]
|
| Tovy hevitra | 9vosotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|