|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hatafa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazan-kazo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a large tree, the kernel of whose fruit is edible.
5Terminalia catappa , L. 6Same as atafa (Betsim.), and atafana. [Betsimisaraka] [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7(du malais ketapang; batak: katapang; latinisé en catappa par L.) Terminalia catappa L.
8(Combretaceae). 9Le Badamier, souvent planté sur les promenades au bord de la mer. 10Amandes du fruit comestibles. 11(voir aussi hatafana).. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Ohatra |
12 Feno hehy sy korana ny alokaloky ny lavarangana ary nisy aina terý ny vodi-hatafa sy voaniho.
[2.499]
|
| Voambolana | 13 Haizavamaniry |
| Tovy hevitra | 14antafa, antafana, atafa, atafana, hatafana |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 15 hatafa, 16 tahafa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|