|
|
|
|

Teny iditra1 haron-tabebaka
Singan-teny  2harona, 3tabebaka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5harona fohy vatana fa be vava ka tsy mahalany firy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a particular kind of shallow basket. [1.2]
Ohatra  7 Fahita any Antsihanaka, na amin' ny tanàna faran' izay madinika aza, ny vehivavy mipetraka amoron-dalana, manana haron-tabebaka feno fotsimbary mangatsakatsaka atobiny eo anoloany ary amidiny amin' ny kapoaka. [2.472]
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02