|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tabebaka
Fototeny  2bebaka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mivelatra sy makadiry ny vavany, nefa iva ny halaliny: Haron-tabebaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5short and spacious.
6Chiefly applied to baskets: rather short, shallow, or dwarfish.. [1.2]
Ohatra  7 Fahita any Antsihanaka, na amin' ny tanàna faran' izay madinika aza, ny vehivavy mipetraka amoron-dalana, manana haron-tabebaka feno fotsimbary mangatsakatsaka atobiny eo anoloany ary amidiny amin' ny kapoaka. [2.472#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)10 tabebaka
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny anglisy  12an herb.
13Same as lavaravina, a composite herb. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  14(sens général : ce qui est large et peu profond ; comme une corbeille).
15Allusion aux feuilles utilisées anciennement en guise de cuillère suivant les dialectes :.
16Rumex bequaertii De Willd.
17et Rumex crispus L.
18(Polygonaceae).
19Plantes à grandes feuilles radicantes ; persistantes par leur racine charnue.. [Sihanaka, Tsimihety]
20Une Composée indéterminée d'après Grandidier.. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  21 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11