|
|
|
|

Teny iditra1 haofotsy
Singan-teny  2hao, 3fotsy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Bibikely tahaka ny hao saingy fotsifotsy mipetaka amin' ny fitafiana, manaikitra ny hoditra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6pou blanc ou pou du corps. [1.13]
Ohatra  7 Fehezo ny kongona, haofotsy, ary ny lagaly. [2.424#]
8 hoy izy miantso ny vavy mipetraka mizaha haofotsy eo an-tokotany. [2.346#30]
Voambolana  9 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  10 hao, 11 haombary
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 atsofohy, 14 haofotsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02