|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hao
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Bibikely tsy misy elatra, maintimainty, mivelona amin' ny biby lehibe izay tsentsefiny ny rany ka mahatsiaro ho mangidihidy.
4Amin' ny olombelona dia ao anatin' ny volon-doha indrindra no mivelona ny hao; atao hoe haofotsy izy raha eran' ny vatana no misy azy. [1.1]
5katsentsitra mivelona amin'ny biby mampinono. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6a louse, a tick.. [1.2]
7a louse. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8pou. [1.8, 1.13, 1.82]
Ohatra  9 Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila. [2.528#]
Haiendriteny 
10 Tsotra :
11 Tovonana :
Voambolana  12 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  15Randzavola: hao ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)16 hao
Sokajin-teny  17 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  18eny. [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  19oui. [Taisaka] [1.82]

Fivaditsoratra  20 aho, 21 hao, 22 hoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02