|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 handrin-tany |
| Singan-teny | 2handrina, 3tany |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5entina milaza ny tokotany sy ny lalana izay mafy sy tsy mba maniry ahitra noho izy diavina matetika.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6talus.
[1.13] |
| Ohatra |
7 Nasiana lavaka mitovy amin' ny zinga eo amin' ny handrintany.
[2.356#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|