|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 halaky
Fototeny  2laky
Sokajin-teny  3 endritenin' ny hoe malaky
Ohatra  4 halaky aho (Je serai prompt) [1.103#106]
5 Aoka tsy halaky tezitra ny fanahinao [2.996#25.7.9]
6 Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity [2.285#214]

Teny iditra (2/2)7 halaky
Fototeny  8laky
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10Malaky amin' ny endrika milaza ny ho avy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11vitesse, rapidité, célérité. [1.13]
Ohatra  12 Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity, fa ny tany mosarena azy dia fonenan' olona mbola akaiky loatra ny fiainam-biby, mifanenjika sy mifampihinana. [2.285#]
Tovy hevitra  13hafaingana
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 5 amin' io teny io

Fivaditsoratra  15 Hakilà, 16 halaky, 17 halika, 18 lahika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08