|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 malaky
Fototeny  2laky
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4haingana, haingakaingana. [Tanala] [1.78]
5Haingana: Malaky mamaly izy / Nalaky nandeha itỳ zaza itỳ noho ny zokiny.
6Mandeha haingana, tonga haingana: Nalaky ianao androany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7quick. [1.2]
8prompt, quick. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9qui va vite. [1.8]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  14malakilaky

Teny iditra (2/2)15 malaky
Sokajin-teny  16 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  17promptly, quickly. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18vite. [1.8]

Fivaditsoratra  19 kalamy, 20 lamaky, 21 lamika, 22 makila, 23 malaky, 24 malika, 25 Malkia, 26 Mikala

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12