|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 haga |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3satroka be sofina: Mihelakelaka diakoa haga rota (Mihofahoa toa satro-drovitra).
[Betsileo]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a hat with a brim.
5(Prov.). [Provincial] [1.2] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 7 hagà |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9Angano, zavatra tsinontsinona: Tsy milaza afa-tsy haga Rangahy io.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10an amusing tale, a fable, a fiction, a figment.
11See angano, arira, tantara, hatsikana.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12conte, sornettes.
[1.54] |
| Voambolana | 13 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) |
| Mpanahaka | 14 angano, 15 anjabobo, 16 anoano, 17 arira, 18 fasitara, 19 habobo, 20 karijo, 21 tantaravalamaty, 22 taria |
| Fivaditsoratra | 23 hagà, haga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|