|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 anoano
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny anglisy  3praise, blessing.
4(Prov.) See dera.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5louanges.. [Tankarana] [1.19]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (2/3)9 anoano
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11Anjoanjo, vinany: Anoanon-kevitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12a guess, anything done at random.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13histoire amusante. [1.54]
Sampanteny 
Anarana :
Mpanahaka  16 angano, 17 anjabobo, 18 arira, 19 fasitara, 20 habobo, 21 haga, 22 karijo, 23 tantaravalamaty, 24 taria
Kamban-teny rehetra  25ady anoano

Teny iditra (3/3)26 anoano
Sokajin-teny  27 anarana
Fanazavàna teny malagasy  28Karazam-bibikely lehibebe kokoa noho ny renitantely, misy elatra sy tandroka roa ary misy fofona maimbo miraikitra amin' ny tanana mamoriporitra azy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  29a species of field-bug.. [1.2]
Voambolana  30 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Fivaditsoratra  31 anoano, 32 aonona, 33 noanoa, 34 onoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02