|
|
|
|

Teny iditra1 gummifera    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: karazana ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Albizia gummifera  4sambalahy, 5volomboroña
Landolphia gummifera  6ditivahy, 7fingibahea, 8fingimainty, 9fingobahea, 10mamalava, 11mamolava, 12robanga, 13robenga, 14talandoha, 15vaheakabohobo, 16vaheamamolava, 17vahentanintso, 18vahetanintso, 19vahihena, 20vahivoahena, 21voahena, 22voahenalahy, 23voahenamamolava, 24voanono
Operculicarya gummifera  25sakoabanditse, 26zabiky, 27zaby
Operculicarya gummifera var. seyrigii  28jabihy, 29zabiky
Poupartia gummifera  30matambelo, 31tsandramiramy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/04