|
|
|
|

Teny iditra1 saroro
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Teny mandrendrika, atao mba hahazoana mamerivery dia ka hisiam-potoana hanamasahana ny tetika hamelezana: Mitandrema ianao fa olona be saroro Rangahy iny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4cajoleries trompeuses, action de tromper par la ruse, de gagner adroitement du temps, de sonder. [1.3]
Ohatra  5 Dia niady fo nanady sy nanenona ny alika, fa mbola tsy nahalala ny saroro nataon' ny kary ihany. [2.69#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  19sarory, sororo
Tovy hevitra  20safary
Kamban-teny rehetra  21be saroro
Ohabolana  22 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02