|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 adalalahy |
| Singan-teny | 2adala, 3lahy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
5A clever fellow; anything very strong, and astonishing..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6énorme, excellent dans son genre, en bien ou en mal.
[1.3] |
| Ohatra |
7 Malain-kanasoa harem-bady ny adalalahy.
[2.470#]
8 Saika ny aiko no niala, hoy ny adalalahy. [1.251#lasanialohalalana] 9 Ndrisika, hoy i Kadadra, sady mba nitsetra ny adalalahy, malahelo an'ialahy aho, ry Fandrava. [2.895#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|