|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 foty
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3fihinam-body sy ravina. [Sakalava] [1.78]

Teny iditra (2/3)4 foty
Sokajin-teny  5 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  6provincial for fotsy [Mal.
7putih.]. [Provincial] [1.2]
Kamban-teny rehetra  8taolafoty

Teny iditra (3/3)9 foty
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11[frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy. [1.1]
Voambolana  12 Kilalao
Tovy hevitra  13fotibaolina

Fivaditsoratra  14 fito, 15 foty

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08