|
|
|
|

Teny iditra1 fotibaolina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy. [1.1]
Voambolana  4 Kilalao
Tovy hevitra  5foty

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12