|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 foto-kevitra |
| Singan-teny | 2fototra, 3hevitra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5zavatra iompanana na ijoroan' ny hevitra.
[1.1] 6fitambaran'ny fomba fisainana sy ny finoana ananan'ny antokon'olona iray manaraka ny vanimpotoana. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7idéologie.
[1.13] 8thèse. [1.66.fr#918] 9thème. [1.5#143] |
| Ohatra |
10 Mitory ny zavamisy ara-tantara mba hiezaka hanafaka ny Quart Monde, tsy maintsy nitaky fandrafetana fotokevitra sy asa hafa kely taminay izany.
[1.369#]
11 Tany am-boalohany dia nanenika ny sehatra rehetra ny tafika noho ny fotokevitra sosialista avy amin' ny filoha Didier Ratsiraka manao hoe « ny miaramila dia mpitolona manao fanamiana. [4.27#2012/09/17] |
| Voambolana | 12 Filôzôfia |
| Tovy hevitra | 13firehan-kevitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|