|
|
|
|

Teny iditra1 firehan-kevitra
Singan-teny  2firehana, 3hevitra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fitambaran'ny fomba fisainana sy ny finoana ananan'ny antokon'olona iray manaraka ny vanimpotoana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6idéologie. [1.13]
Voambolana  7 Pôlitika
Tovy hevitra  8foto-kevitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12