|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 foserina |
| Fototeny | 2fositra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Loahana: Nofoseriny tamin' ny homamanta ilay hazo ka loaka.
5Ahodina, kosehina ao anaty, dilorina: Fosero itỳ hazo ity hiteraka afo. 6Atao haingankaingana: Nofoseriny ny raharahany ka tsy hita akory dia vita. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to be rubbed to produce fire..
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 foserina, 13 ranofesy, 14 rofesina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|