|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mifositra |
| Fototeny | 2fositra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4mandoaka.
5mandilotra hazo iray eo ambonin' ny hazo iray hafa mba hahazoana afo. [1.1] 6milevina, misitrika anaty tany. [Sihanaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to produce fire by friction..
8to enter anything, to hide in the earth, to become embedded, as locusts and chameleons in depositing their eggs, or as a serpent in the grass, etc.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9percer.
10faire tourner un bois dans un autre pour produire du feu. 11faire un trou dans la terre pour y déposer des oeufs, comme font les sauterelles: Mifositra ny fasika ny valala hanatodiza (Les sauterelles font un trou dans le sable pour y déposer leurs oeufs). [1.3] |
| Ohatra |
12 Raha nisy nandalo tamin' izay fotoana izay, dia ho nahita lehilahy iray amin' ny mangiran-dratsy, mifositra amin' ny tany eo ambody hazo, misy basy marovava sy angady eo akaikiny, mitomany mifokofoko irery eo.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 17 mifositra |
| Fototeny | 18fositra |
| Sokajin-teny | 19 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
20milozoka, mikezaka, mifofotra, milofo: Mifositra amin' ny asany io lehilahy io.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21to be continually engaged in business with another; to urge importunately..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22s'appliquer avec ardeur: Mifositra amin' ny asany izy (Il s'applique avec ardeur à son travail).
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 26 mifositra, 27 misifotra, 28 ramifotsy, 29 tsimarofy, 30 tsy marofy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|