|
|
|
|

Teny iditra1 fonombimena
Singan-teny  2fo, 3omby, 4mena
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Kilalao karatra miloko mena misy sarina fo, atao hoe koa samamena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7(fon' omby mena) hearts in playing cards.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8Bonnet phrygien.
9le cœur dans le jeu de cartes. [1.3#177]
Voambolana  10 Kilalao
Tsipelina hafa  11fon' omby mena
Tovy hevitra  12samamena
Mpanahaka  13 joro, 14 karatra, 15 lalitra, 16 tangontsotrobe
Sary 

Fivaditsoratra  17 fonombimena, 18 fon' omby mena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02