|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 folo-tao-maty |
| Singan-teny | 2folo, 3taona, 4maty |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6enti-milaza fotoana naharitra ela be.
[1.1#380] 7ilazana fepotoana heverina ho ela loatra nijanonan' olona tany amin' ny toerana iray: Nitoetra tany folo tao-maty izy. [1.1#927] |
| Voambolana | 8 Fotoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|