|
|
|
|

Teny iditra1 fohy saina
Singan-teny  2fohy, 3saina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tsy ampy fiheverana. [1.10#F622]
Fanazavàna teny frantsay  6esprit sans portée, borné. [1.3]
Tovy hevitra  7fohy hevitra, kely saina

Fivaditsoratra  8 fisiohana, 9 fohy saina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12