|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fofombadiko
Sokajin-teny  2 anarana fofom-bady sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy  3my fiancee. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  4ma fiancée. [3.1]
Ohatra  5 Izaho koa izany mba efa te-haita sahady an' i Bola fofombadiko, hoy izy. [2.471]
6 Mendrika ilay fofombadiko any Antananarivo aho. [2.499]

Teny iditra (2/2)7 Fofombadiko
Singan-teny  8fofombadiko
Sokajin-teny  9 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  10Andriamalala Emilson Daniel
Mpanonta printy  1954.

Fivaditsoratra  12 fofombadiko, Fofombadiko

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05