|
|
|
|

Teny iditra1 fofom-bady
Singan-teny  2fofo, 3vady
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5a betrothed wife. [1.2]
6a fiancé. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7fiancée. [1.8]
Ohatra  8 Ny vady sy ny fofombady, hono, samy hafa. [2.643#]
9 Tsaroako terý Ikemba fofombady malalako! [2.499#]
Tovy hevitra  10vady fofo
Lahatsoratra  11Randzavola: fofombady ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12