|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fizohin-kevitra |
| Singan-teny | 2fizohy, 3hevitra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fomba fiasan'ny saina manaraka lalana alohan'ny hahatongavana any amin'ny fehinkevitra.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6raisonnement, démarche.
[1.13] |
| Voambolana | 7 Filôzôfia |
| Tovy hevitra | 8fanjohian-kevitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|