|
|
|
|

Teny iditra1 fanjohian-kevitra
Singan-teny  2fanjohiana, 3hevitra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fomba fiasan'ny saina manaraka lalana alohan'ny hahatongavana any amin'ny fehinkevitra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6raisonnement, démarche. [1.13]
Voambolana  7 Filôzôfia
Tovy hevitra  8fizohin-kevitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11