|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fivatravatrana |
| Fototeny | 2vatravatra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Faherezampiavy: Tsy anerany izany fivatravatran' ny orana izany / Tsy am-pivatrovatrona akory no angatahan-jaoatra fa amin-kamorano.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5fivatravatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|