|
|
|
|
Teny iditra
1
fivatravatra
Fototeny
2
vatra
va
tra
Sokajin-teny
3
anarana
Fanazavàna teny malagasy
4
Toetran' ny olona na zavatra mivatravatra, izany hoe mahery fiavy.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12