|
|
|
|

Teny iditra1 fitsika
Fototeny  2tsika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny rano mitsika, izany hoe mivoaka tsikelikely avy ao anatin-javatra. [1.1]
5fandalovan'ny ranoka tsikelikely amin'ny hiriky ny zaka iray. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6fuite, infiltration. [1.13]
Tovy hevitra  7fitsihana

Fivaditsoratra  8 fatsiky, 9 fitsika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12