|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsihana |
| Fototeny | 2tsika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fivoahan' ny rano tsikelikely avy amin-javatra iray: Ny fitsihan' ny rano avy amin' ity vatolampy ity no mahatonga ny tranonareo ho mando lava.
[1.1] 5fandalovan'ny ranoka tsikelikely amin'ny hiriky ny zaka iray. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6fuite, infiltration.
[1.13] |
| Tovy hevitra | 7fitsika |
| Fivaditsoratra | 8 fisintaha, 9 fitsahañy, 10 fitsahina, 11 fitsihana, 12 tsifahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|