|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitondran' Andriamanitra |
| Singan-teny | 2fitondrana, 3Andriamanitra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fahaizana amam-pahendrena andaharan' Andriamanitra ny zavatra rehetra.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|