|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fito lahy fito vavy |
| Singan-teny | 2fito, 3lahy, 4vavy |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6teny entin' ny olona mitso-drano ny mpanambady mba ho maro anaka, maro dimby.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|