|
|
|
|

Teny iditra1 fiteboka
Fototeny  2teboka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4fiasana lavalava marani-doha ny ilany ary misy faritra azo ikapohana azy amin' ny tantanana ny ilany hilentehany kely ao anaty metaly sy ahazoana dian-teboka.
5Ilaina io dian-teboka io mba tsy hampikaviavia sy hampisolifatra ny kamositra rehefa manomboka mandavaka. [1.62]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12