| Teny iditra | ![]() |
teboka |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Famaritana malagasy | Mari-piatoana [SLP 1986] | |
| Dikanteny anglisy | Period [3.1] | |
| Dikanteny frantsay | Point [Rajaonarimanana 1995, SLP 1986] | |
| Voambolana | Haiteny | |
| Jereo | teboka aman-paingo ~ teboka famaranana ~ teboka roa ~ teboka telo | |
| mari-tsoratra | ||
| Teny iditra | ![]() |
teboka |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Famaritana malagasy | Fihaonan'ny hitsy roa mifanapaka ¶ teboka fiandohana: teboka fiaingana ¶ teboka fihaonana: teboka ifanapahan'ny biloka roa ¶ teboka iankinana: teboka ifaharana ¶ teboka iharan'ny hery: ivon'ny fihodinana [SLP 1986] | |
| Dikanteny anglisy | A mathematical point, the intersection of two lines [3.1] | |
| Dikanteny frantsay | Point ¶ teboka fiandohana: point de départ ¶ teboka fifanenana: point de rencontre ¶ teboka fifolahana: point d'inflexion ¶ teboka fihaonana: point d'intersection ¶ teboka fikasihana: point de tangence ¶ teboka fipahana: point de contact ¶ teboka iankinana: point d'appui ¶ teboka ianteheran'ny haavo: pied ¶ teboka iharan'ny hery: point d'application d'une force. ¶ teboka ihodinana: point de rotation ¶ teboka jeôdezika: point géodésique ¶ teboka mifanitsy: points alignés ¶ tebok'ando: point de rosée ¶ teboka tsy miova toerana: point-fixe ¶ teboka voamarika refy: point coté [SLP 1986] | |
| Voambolana | Matematika: rafitsary | |
| Nohavaozina taminy 2011/02/05 |
|