|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fitanana
Fototeny  2tana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitazonana: Tsy hainao ny fitanana sabatra..
5Fihazonana: Sarotra ny fitanana io zaza io ao an-trano..
6Tsy famelana hivoaka na handeha na handositra, fampihibohana: Ny fitanana am-ponja no sazy ataon'ny fanjakana ho an'ireo nahavita heloka bevava..
7Fitehirizana: Mitory toe-tsaina ratsy ny fitanana fanafody hamelezana ny sasany.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8[Rel.
9s.
10from mitana (tana).] A surety, a pledge, a hostage; a pin, a handle.
11See fampitanana, fihazonana, antoka, tsatoka.. [1.2]

Teny iditra (2/2)12 fitanana
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny malagasy  14Ody fihazonana, araka ny hevitry ny Ntaolo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15(racine tana : action de tenir fermement, de conserver quelque chose ou quelqu'un).
16Talisman par lequel on retient quelqu'un en otage.
17Philtre d'amour.
18Voir fampitanana plus usité.. [Merina, Betsileo] [1.196]
Voambolana  19 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  20 fitanana, 21 ifantana, 22 tafanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13