|
|
|
|

Teny iditra1 fampitanana
Fototeny  2tana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Zavatra apetraka ho antoka: Tsy manam-bola intsony Rakoto ka ny famantaranandrony no napetrany ho fampitanana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5[Rel.
6s.
7from mampitana (tana).] A pledge, security, hostage.
8See antoka.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9(dans toute l'île) Nom des philtres d'amour, que les femmes administrent à leurs maris pour qu'ils leur restent fidèles.
10Ce sont en général des préparations anodines.
11La plus réputée est la tisane faite avec la racine du riz, Oryza sativa L.
12(Poaceae).. [1.196]
Ohatra  13 Ary hoy izy: Inona no fampitanana homeko anao? [2.996]
Voambolana  14 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12