|
|
|
|

Teny iditra1 fihazonana
Fototeny  2hazona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitanana, tsy fanomezana olona ny tokony ho azy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Ce avec quoi on retient, frein, et tout ce qui sert pour retenir, l’action de retenir. [1.3#230]
6patère, ancrage. [1.13]
Ohatra  7 Na homeny anao daholo aza, fihazonana no ahy. [2.298#]
8 Rahefa tsy vadiko intsony ny zanak' Ingahy Ranjalahy, izay nanome asa ahy noho ny maha-vinantony ahy fotsiny, dia raisiko ho famelezana ny hambompoko ny fihazonana ahy amin' ny asa. [2.529#]
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  10 fanohizana, 11 fihazonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08