|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 firitso-basy |
| Singan-teny | 2firitsoka, 3basy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Vy na hazo lavalava kely amin' ny basy natao hamahanana azy taloha, fa ankehitriny kosa ampiasaina hanadiovana azy fotsiny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6(firitsobasy) fihitso-basy.
[1.2] |
| Tovy hevitra | 7fihitso-basy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|