|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fioka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3sioka.
[Bara]
[1.78] 4Feon' ny rivotra lalovan-javatra mihelatra sy mandalo mafy; feo miteraka sioka avy amin' ny fikivilivilin' ny zavatra miriotra mafy; feo mifofofofo toy ny fanaon' ny omby hanoto vonon-kamely. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5whizzing, the noise of the lashing of a whip, lashing..
6whistling, whistle. 7See siaka, sioka.. [1.2] |
| Ohatra |
8 Nisy ireny miaramila ireny nahita fomba manokana hanampiana ireo avy nisakafo amin' ny fandevonan-kanina: rehefa tapi-nihinana ny olona, miditra amin' ny kiraro beny izy, manitsaka tongotra etsy, fe eroa, ary mizara fioka karavasy havia sy havanana amin' izay tandrify rehetra any.
[2.472]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 23 Feo |
| Teny iditra (2/2) | 24 fioka |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
26kapoka.
[Bara, Tambahoaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 27 fakoy, 28 fikoa, 29 fioka, 30 kofia, 31 ofika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|