|
|
|
|

Teny iditra1 tafioka
Fototeny  2fioka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Ny feon' ny rivotra mizozozozo rehefa mifampikasoka amin' ny ravinkazo na ny elakelaky ny hazo maniry na amin' ny hiriky ny varavarana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5le son du vent qui souffle fort. [1.3#642]
Voambolana  6 Feo

Fivaditsoratra  7 atakofy, 8 fiatoka, 9 tafioka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12