|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sioka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Famoahan-drivotra amin' ny molotra na ny nify sy ny lela ka mahatonga feo mifioka; siaka..
[1.1] |
| Ohatra |
4 Izay sioka izay no fandre-dry Katy mianadahy avy ka mahatsindrin-daona azy ireo hitsena an-drainy eny am-pefiloha.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 19siaka |
| Kamban-teny rehetra | 20Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 22 akiso, 23 isoka, 24 kaosy, 25 kiosa, 26 kisoa, 27 osika, 28 saoky, 29 sioka, 30 soaky, 31 sokay, 32 sokia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|