|
|
|
|

Teny iditra1 filiformis    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: karazana ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Cassytha filiformis  4famahotrakanga, 5farafarantoloho, 6haraharantoloho, 7karakarantoloho, 8tsihitafototra, 9tsihitavody, 10tsimisifototra, 11tsitafototra
Lobelia filiformis  12ananadaingo, 13anandaingo, 14kimangamanga, 15traonamonto
Maerua filiformis  16akaonala, 17akohonala, 18sarifilao, 19sasavalahy, 20solenty, 21soletry, 22soletsy, 23somanga, 24somangileta, 25somangy, 26tohiravina, 27tsimangy

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/28