|
|
|
|

Teny iditra1 filao
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan-kazo avo mahitsy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a tree.
5Casuarina equisetifolia, Forst.
6Same as fiofio. [Betsimisaraka] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7fiofio. [Tankarana] [1.19]
8Casuarina equisetifolia L.
9(Casuarinaceae).
10Arbre appelé akao en sakalava (nom oublié).
11Bois utilisé en charpenterie de marine : mâts de pirogues.. [Betsimisaraka]
12Autre espèce introduite et cultivée comme arbre d'alignement : Casuarina cunninghamiana Miq.
13(Casuarinaceae).. [Merina, Betsileo] [1.196]
Ohatra  14 filao avobe mirijarija no manamorona ny arabe izay mandalo terý avaratra. [2.356#19]
15 Injany anefa any ho any, mitopy moramora avy atsinanana, mampiraidraika ny tendron' ny filao : tsiodrivotra kely mangatsiatsiaka. [2.499#9]
Voambolana  16 Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  17fiofio
Anarana ara-tsiansa 
Teny nalaina  18 Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  19 afilo, 20 alifo, 21 alofy, 22 falio, 23 fialo, 24 filao, 25 folia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13